Mpitsara 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa hoy i Jefta tamin’ny anti-panahin’i Gileada: “Ianareo aza tena nankahala ahy sady nandroaka ahy hiala tany an-tranon’ny dadako.+ Dia maninona indray ianareo izao no mankatỳ amiko rehefa manana olana?”
7 Fa hoy i Jefta tamin’ny anti-panahin’i Gileada: “Ianareo aza tena nankahala ahy sady nandroaka ahy hiala tany an-tranon’ny dadako.+ Dia maninona indray ianareo izao no mankatỳ amiko rehefa manana olana?”