-
Mpitsara 12:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 dia nilaza taminy izy ireo hoe: “Mitenena àry, azafady, hoe: Shiboleta.” Tsy hainy tsara anefa ny nanonona an’ilay teny, dia hoy izy: “Siboleta.” Dia nosamborin’izy ireo izy, ary novonoiny teo amin’ny toerana fiampitana an’i Jordana. Efraimita 42 000 no maty tamin’izay.
-