3 Niteny taminy anefa ny rainy sy ny reniny hoe: “Fa angaha ianao tsy mahita vehivavy eo amin’ny havanao na eto amin’ny firenentsika?+ Tsy maintsy any amin’ny Filistinina tsy mifora ve ianao no haka vady?” Fa hoy i Samsona tamin’ny rainy: “Alaivo ho ahy izy, fa izy no hitako hoe mety amiko.”