-
Mpitsara 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nakan’i Samsona ilay tantely ka nataony teo amin’ny felatanany, ary sady nandeha izy no nihinana. Rehefa tratrany ny rainy sy ny reniny, dia nomeny tamin’ilay tantely ka nihinana izy ireo. Tsy notenenin’i Samsona tamin’izy ireo anefa hoe tao amin’ny fatin’ilay liona no nakany an’ilay tantely.
-