-
Mpitsara 15:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nandeha nisambotra amboadia 300 àry i Samsona, ary naka fanilo be dia be. Dia nataony nifamatotra tsiroaroa ny rambon’ireo amboadia ireo, ka nasiany fanilo iray teo anelanelan’ny rambo roa.
-