Mpitsara 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia novonoiny tsirairay izy ireo,* ary be dia be no maty. Nidina izy avy eo ka nipetraka tao anaty lava-bato, tany amin’ny harambato atao hoe Etama.
8 Dia novonoiny tsirairay izy ireo,* ary be dia be no maty. Nidina izy avy eo ka nipetraka tao anaty lava-bato, tany amin’ny harambato atao hoe Etama.