Mpitsara 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Mika taminy: “Miaraha mipetraka amiko, dia ho mpanolo-tsaina* sy ho mpisorona ho ahy ianao. Ary homeko volafotsy folo sekely ianao isan-taona, dia homeko akanjo sy sakafo koa.” Dia niditra tao an-tranony ilay Levita.
10 Dia hoy i Mika taminy: “Miaraha mipetraka amiko, dia ho mpanolo-tsaina* sy ho mpisorona ho ahy ianao. Ary homeko volafotsy folo sekely ianao isan-taona, dia homeko akanjo sy sakafo koa.” Dia niditra tao an-tranony ilay Levita.