Mpitsara 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nalaiko ny fatin’ilay vadikeliko ka norasarasaiko, ary nalefako tany amin’ny faritra rehetra eo amin’ny lovan’ny Israely.+ Nanao zavatra mahamenatra sy mamoafady teto amin’ny Israely mantsy izy ireo.
6 Dia nalaiko ny fatin’ilay vadikeliko ka norasarasaiko, ary nalefako tany amin’ny faritra rehetra eo amin’ny lovan’ny Israely.+ Nanao zavatra mahamenatra sy mamoafady teto amin’ny Israely mantsy izy ireo.