Mpitsara 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nahangona miaramila 400 000 ny lehilahy israelita. Mpitan-tsabatra izy ireo+ sady samy efa zatra ady. Tsy anisan’izany ny Benjaminita.
17 Nahangona miaramila 400 000 ny lehilahy israelita. Mpitan-tsabatra izy ireo+ sady samy efa zatra ady. Tsy anisan’izany ny Benjaminita.