Mpitsara 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niainga ny Israelita ka niakatra tany Betela, mba hanontany an’Andriamanitra.+ Ary hoy izy ireo: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny Benjaminita izahay?” Hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no ho loha laharana.” Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Dia niainga ny Israelita ka niakatra tany Betela, mba hanontany an’Andriamanitra.+ Ary hoy izy ireo: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny Benjaminita izahay?” Hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no ho loha laharana.”