Mpitsara 20:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nivoaka avy tao Gibea koa ny Benjaminita tamin’ny andro faharoa mba hifanandrina taminy, ka nahafaty Israelita 18 000 indray.+ Mpitan-tsabatra daholo ireo maty ireo.
25 Nivoaka avy tao Gibea koa ny Benjaminita tamin’ny andro faharoa mba hifanandrina taminy, ka nahafaty Israelita 18 000 indray.+ Mpitan-tsabatra daholo ireo maty ireo.