Rota 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny andron’ny mpitsara,*+ dia nisy mosary teo amin’ilay tany. Dia niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray, ary nandeha nifindra tany amin’ny faritr’i* Moaba+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy. Rota Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:1 ia 33, 35; w12 1/7 23 Rota Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Tahafo, p. 33-35 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2012, p. 23
1 Tamin’ny andron’ny mpitsara,*+ dia nisy mosary teo amin’ilay tany. Dia niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray, ary nandeha nifindra tany amin’ny faritr’i* Moaba+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.