Rota 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nitsimpona an’izay navelan’ny mpijinja teny an-tsaha àry i Rota, mandra-paharivan’ny andro.+ Nahazo vary orza iray efaha* teo ho eo izy, rehefa avy nively an’izay notsimponiny. Rota Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:17 ia 42-43; w12 1/10 19-20 Rota Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:17 Fandalinana, Boky 2, Tahafo, p. 42-43 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2012, p. 19-20
17 Nitsimpona an’izay navelan’ny mpijinja teny an-tsaha àry i Rota, mandra-paharivan’ny andro.+ Nahazo vary orza iray efaha* teo ho eo izy, rehefa avy nively an’izay notsimponiny.