Rota 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Naomy rafozambaviny taminy: “Sao dia tokony hitady vady* ho anao aho,+ anaka, amin’izay mba mety tsara ny fiainanao? Rota Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:1 ia 44; w12 1/10 20 Rota Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Tahafo, p. 44 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2012, p. 20
3 Ary hoy i Naomy rafozambaviny taminy: “Sao dia tokony hitady vady* ho anao aho,+ anaka, amin’izay mba mety tsara ny fiainanao?