-
Rota 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia natory teo an-tongony i Rota mandra-paharainan’ny andro. Ary nifoha izy raha mbola maizimaizina, amin’ilay mbola tsy ahafantarana olona iny. Dia hoy i Boaza: “Aza atao fantatr’olona hoe nisy vehivavy tonga teto am-pamoloana.”
-