1 Samoela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Nisy lehilahy efraimita atao hoe Elkana+ tao Ramataima-zofima,*+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa izy io. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:1 w98 1/3 16 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1998, p. 16
1 Nisy lehilahy efraimita atao hoe Elkana+ tao Ramataima-zofima,*+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa izy io.