-
1 Samoela 1:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia hoy i Elkana vadiny: “Ataovy izay hitanao fa mety. Mijanòna ato an-trano mandra-pahatongan’ny fotoana hampisarahanao nono azy. Hanatanteraka an’izay nolazainao anie i Jehovah!” Dia nijanona tao an-trano nampinono an-janany i Hana mandra-pahatongan’ny fotoana nampisarahany nono azy.
-