15 Mbola tsy vitan’ilay olona nanao sorona akory ny nandoro ny tavin-kena mba hidona-tsetroka,+ dia efa nisy mpanompon’ny mpisorona tonga niteny taminy hoe: “Omeo hena hatsatsika ny mpisorona. Tsy mila hena nandrahoina avy aminao izy, fa hena manta ihany.”