1 Samoela 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nitso-drano an’i Elkana sy ny vadiny i Ely, ka niteny hoe: “Homen’i Jehovah zanaka avy amin’ity vehivavy ity anie ianao, ho solon’ilay nampindramina an’i Jehovah!”+ Dia lasa nody izy ireo.
20 Dia nitso-drano an’i Elkana sy ny vadiny i Ely, ka niteny hoe: “Homen’i Jehovah zanaka avy amin’ity vehivavy ity anie ianao, ho solon’ilay nampindramina an’i Jehovah!”+ Dia lasa nody izy ireo.