1 Samoela 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia hifidy mpisorona mendri-pitokisana ho an’ny tenako aho.+ Hifanaraka amin’izay ao am-poko ny zavatra hataony. Hataoko izay hananany taranaka maharitra, ary ho mpisorona ho an’ny voahosotro foana izy. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:35 Fandalinana, Boky 2,
35 Dia hifidy mpisorona mendri-pitokisana ho an’ny tenako aho.+ Hifanaraka amin’izay ao am-poko ny zavatra hataony. Hataoko izay hananany taranaka maharitra, ary ho mpisorona ho an’ny voahosotro foana izy.