1 Samoela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanompo+ an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela kely, nandritra izany fotoana izany. Nahalana anefa ny teny avy tamin’i Jehovah tamin’izany andro izany, sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+
3 Nanompo+ an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela kely, nandritra izany fotoana izany. Nahalana anefa ny teny avy tamin’i Jehovah tamin’izany andro izany, sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+