-
1 Samoela 3:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nolazain’i Samoela taminy àry ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Izy no Jehovah, ka aleo izy hanao izay hitany fa mety.”
-