-
1 Samoela 4:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary nilahatra hiady tamin’ny Israely ny Filistinina. Ratsy anefa ny fandehan’ny ady ary resin’ny Filistinina ny Israely, ka lehilahy 4 000 teo ho eo no matin’izy ireo, teo amin’ilay toerana nitrangan’ilay ady.
-