3 Rehefa niverina tao an-toby ny olona, dia hoy ny anti-panahin’ny Israely: “Nahoana no navelan’i Jehovah ho resin’ny Filistinina isika androany?+ Andao halaintsika any Silo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mba ho eto amintsika ka hamonjy antsika amin’ny fahavalontsika.”