-
1 Samoela 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa henon’ny Filistinina ilay horakoraka, dia hoy izy ireo: “Fa maninona no misy horakoraka be hoatr’izany ao amin’ny tobin’ny Hebreo?” Fantatr’izy ireo ihany tamin’ny farany fa tonga tao ny Vata masin’i Jehovah.
-