1 Samoela 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia natahotra ny Filistinina satria “tonga ao amin’ilay toby Andriamanitra!”,+ araka ny resaka nifanaovan’izy ireo. Hoy àry izy ireo: “Hidiran-doza isika fa mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy hatramin’izay!
7 Dia natahotra ny Filistinina satria “tonga ao amin’ilay toby Andriamanitra!”,+ araka ny resaka nifanaovan’izy ireo. Hoy àry izy ireo: “Hidiran-doza isika fa mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy hatramin’izay!