13 Tamin’ilay lehilahy tonga, dia efa nipetraka nitazantazana teo amin’ny seza teo amoron-dalana i Ely, satria nitaintaina be izy hoe nanao ahoana ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Ary nankao an-tanàna ilay lehilahy mba hilaza vaovao, dia nisahotaka ny iray tanàna.