-
1 Samoela 4:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa henon’i Ely ilay sahotaka, dia hoy izy: “Fa inona izany tabataba be henoko izany?” Dia nandeha haingana nankeo amin’i Ely ilay lehilahy, ary nilaza an’ilay vaovao taminy.
-