-
1 Samoela 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary hoy ilay lehilahy taminy: “Izaho ilay avy tany an’ady. Vao androany aho no nandositra avy any.” Dia hoy i Ely: “Fa inona no nitranga, anaka?”
-