1 Samoela 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nantsoin’ny Filistinina ny mpisorona sy ny mpisikidy,+ ka nanontaniany hoe: “Hataonay ahoana ny Vata masin’i Jehovah? Lazao aminay hoe ahoana no hamerenanay an’io any amin’ny toerany.”
2 Nantsoin’ny Filistinina ny mpisorona sy ny mpisikidy,+ ka nanontaniany hoe: “Hataonay ahoana ny Vata masin’i Jehovah? Lazao aminay hoe ahoana no hamerenanay an’io any amin’ny toerany.”