-
1 Samoela 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy izy ireo: “Raha alefanareo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, dia aza averina amin’izao fotsiny fa asio fanatitra miaraka aminy. Tokony hanateranareo fanatitra noho ny heloka izy.+ Amin’izay ihany ianareo vao ho sitrana, ka ho fantatrareo ny antony mbola anafaizany anareo hoatr’izao.”*
-