1 Samoela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manaova sarivongana mitovy amin’ny hemoroida mahazo anareo sy ny totozy+ manimba an’ilay tany, ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Israely. Amin’izay angamba izy tsy hanafay intsony anareo* sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:5 Fandalinana, Boky 1,
5 Manaova sarivongana mitovy amin’ny hemoroida mahazo anareo sy ny totozy+ manimba an’ilay tany, ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Israely. Amin’izay angamba izy tsy hanafay intsony anareo* sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo.+