-
1 Samoela 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia izany tokoa no nataon’ny olona. Naka ombivavy roa mitaiza izy ireo dia nofatorany hitarika an’ilay sarety ireo omby ireo, fa ny zanak’omby kosa nohidiany tao am-bala.
-