-
1 Samoela 6:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tonga dia nanitsy tany amin’ny lalana mankany Beti-semesy ireo ombivavy.+ Dia nizotra tamin’ny lalambe iray ihany izy ireo ka nitrena teny an-dalana. Tsy nivily niankavanana na niankavia izy ireo. Nandeha an-tongotra nanaraka an’ireo omby hatrany amin’ny sisin-tanin’i Beti-semesy ireo mpitondra teo amin’ny Filistinina.
-