1 Samoela 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nijinja varimbazaha teny amin’ny tany lemaka* ny olona tao Beti-semesy tamin’izay. Rehefa nitazana izy ireo ka nahita an’ilay Vata, dia faly be mihitsy.
13 Nijinja varimbazaha teny amin’ny tany lemaka* ny olona tao Beti-semesy tamin’izay. Rehefa nitazana izy ireo ka nahita an’ilay Vata, dia faly be mihitsy.