1 Samoela 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tonga teo amin’ny sahan’i Josoa Beti-semita ilay sarety, ka nijanona teo akaikin’ny vato iray ngezabe. Dia nokapakapain’izy ireo ny hazon’ilay sarety, ary natolony ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah ireo ombivavy.+
14 Tonga teo amin’ny sahan’i Josoa Beti-semita ilay sarety, ka nijanona teo akaikin’ny vato iray ngezabe. Dia nokapakapain’izy ireo ny hazon’ilay sarety, ary natolony ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah ireo ombivavy.+