1 Samoela 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namely an’ireo olona tao Beti-semesy anefa Andriamanitra, satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Namely olona 50 070* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria be dia be no novonoin’i Jehovah.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:19 Fandalinana,
19 Namely an’ireo olona tao Beti-semesy anefa Andriamanitra, satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Namely olona 50 070* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria be dia be no novonoin’i Jehovah.+