1 Samoela 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy àry ny olona tao Beti-semesy: “Iza no hahavita hijoro eo anatrehan’i Jehovah, ilay Andriamanitra masina?+ Ho any amin’iza izy rehefa hiala eto amintsika?”+
20 Hoy àry ny olona tao Beti-semesy: “Iza no hahavita hijoro eo anatrehan’i Jehovah, ilay Andriamanitra masina?+ Ho any amin’iza izy rehefa hiala eto amintsika?”+