1 Samoela 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa naniraka olona nankany amin’ny mponin’i Kiriata-jearima+ izy ireo mba hilaza hoe: “Naverin’ny Filistinina ny Vata masin’i Jehovah. Midìna atỳ, dia ento miakatra miaraka aminareo ilay izy.”+
21 Koa naniraka olona nankany amin’ny mponin’i Kiriata-jearima+ izy ireo mba hilaza hoe: “Naverin’ny Filistinina ny Vata masin’i Jehovah. Midìna atỳ, dia ento miakatra miaraka aminareo ilay izy.”+