1 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia naka zanak’ondry mbola minono i Samoela, ka nanolotra an’izany ho fanatitra dorana manontolo+ ho an’i Jehovah. Ary niantso vonjy tamin’i Jehovah ho an’ny Israely izy, ka namaly azy i Jehovah.+ 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:9 w05 15/3 22 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:9 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2005, p. 22
9 Dia naka zanak’ondry mbola minono i Samoela, ka nanolotra an’izany ho fanatitra dorana manontolo+ ho an’i Jehovah. Ary niantso vonjy tamin’i Jehovah ho an’ny Israely izy, ka namaly azy i Jehovah.+