1 Samoela 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nahafaly an’i* Samoela anefa ilay tenin’izy ireo hoe: “Omeo mpanjaka izahay hitsara anay.” Nivavaka tamin’i Jehovah àry i Samoela,
6 Tsy nahafaly an’i* Samoela anefa ilay tenin’izy ireo hoe: “Omeo mpanjaka izahay hitsara anay.” Nivavaka tamin’i Jehovah àry i Samoela,