1 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Halainy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, sy izay tsara indrindra amin’ny biby fiompinareo, ary ny ampondranareo, ka hasainy hiasa ho azy.+
16 Halainy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, sy izay tsara indrindra amin’ny biby fiompinareo, ary ny ampondranareo, ka hasainy hiasa ho azy.+