-
1 Samoela 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy nety nihaino an’izay nolazain’i Samoela anefa ny vahoaka, fa niteny hoe: “Tsy mampaninona anay izany! Efa tena tapaka ny hevitray hoe aleo hisy mpanjaka hifehy anay.
-