1 Samoela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Very ny ampondran’i* Kisy rain’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Saoly zanany: “Mba mitondrà mpanompo iray miaraka aminao, dia mandehana tadiavo ireo ampondra.”
3 Very ny ampondran’i* Kisy rain’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Saoly zanany: “Mba mitondrà mpanompo iray miaraka aminao, dia mandehana tadiavo ireo ampondra.”