1 Samoela 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy anefa ilay mpanompo: “Misy lehilahin’Andriamanitra ao amin’irỳ tanàna irỳ. Hajain’ny olona izy, sady tena tanteraka daholo izay lazainy.+ Andao ho eny, fa angamba izy afaka manoro antsika an’izay lalana tokony halehantsika.”
6 Hoy anefa ilay mpanompo: “Misy lehilahin’Andriamanitra ao amin’irỳ tanàna irỳ. Hajain’ny olona izy, sady tena tanteraka daholo izay lazainy.+ Andao ho eny, fa angamba izy afaka manoro antsika an’izay lalana tokony halehantsika.”