FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nalain’ilay mpahandro ilay feny sy ny hena niaraka taminy, ka narosony teo anoloan’i Saoly. Ary hoy i Samoela: “Io naroso ho anao io ilay efa natokana. Hano, fa efa natokan’izy ireo ho anao ho amin’ity fotoana ity izy io. Efa niteny tamin-dry zareo mantsy aho hoe manam-bahiny.” Dia niara-nisakafo tamin’i Samoela i Saoly tamin’iny andro iny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara