1 Samoela 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nanontany an’i Jehovah+ izy ireo hoe: “Efa tonga eto angaha izany lehilahy izany?” Dia namaly i Jehovah hoe: “Io miafina ao amin’ny entana io izy.”
22 Koa nanontany an’i Jehovah+ izy ireo hoe: “Efa tonga eto angaha izany lehilahy izany?” Dia namaly i Jehovah hoe: “Io miafina ao amin’ny entana io izy.”