1 Samoela 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy lehilahy tsy misy ilana azy anefa niteny hoe: “Ahoana koa no hamonjen’io antsika?”+ Dia nanambany an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy namaly mihitsy anefa i Saoly.*
27 Nisy lehilahy tsy misy ilana azy anefa niteny hoe: “Ahoana koa no hamonjen’io antsika?”+ Dia nanambany an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy namaly mihitsy anefa i Saoly.*