1 Samoela 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tonga tao Gibea+ tanànan’i Saoly* ireo iraka, ka nilaza an’ireo teny ireo tamin’ny olona. Dia nidradradradra nitomany ny olona rehetra.
4 Ary tonga tao Gibea+ tanànan’i Saoly* ireo iraka, ka nilaza an’ireo teny ireo tamin’ny olona. Dia nidradradradra nitomany ny olona rehetra.