1 Samoela 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nankany Gilgala àry ny olona rehetra, ka tany i Saoly no nataon’izy ireo mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah+ izy ireo tany, ary nanao fety i Saoly sy ny Israelita rehetra ka faly be mihitsy.+
15 Nankany Gilgala àry ny olona rehetra, ka tany i Saoly no nataon’izy ireo mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah+ izy ireo tany, ary nanao fety i Saoly sy ny Israelita rehetra ka faly be mihitsy.+